|
|
|
|

Teny iditra mihanjahanja (hanjahanja (hanja))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Miseho miharihary: Naseho ny taratasy nosoniaviny ka nihanjahanja teo ny hadisoany
Tsy mirako-damba na miakanjo hanafina ny vatana: Oadray ity zaza mihanjahanja, nefa ny andro mangatsiaka [1.1]
 To be evident, to be exposed to view [1.7]
 être bien exposé à la vue, être manifeste [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihanjahanja
Ny lasa : nihanjahanja
Ny hoavy : hihanjahanja
Filaza mandidy : mihanjahanjà

Teny iditra mihanjahanjà (hanjahanja (hanja))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihanjahanja [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20