| Teny iditra | hantaina (hanta) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Angatahina mafy erỳ:
Hantain' ny zanako aoka izany ny saribakolin' i Fara kelinao Omena ny zavatra rehetra angatahiny, ampanaranim-po amin' izay rehetra tadiaviny: Hantainao loatra io zanakao io ka hahantra ianao any aoriana [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|