| Teny iditra | haofotsy | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Singan-teny | hao, fotsy | ||||
| Bibikely tahaka ny hao saingy fotsifotsy mipetaka amin' ny fitafiana, manaikitra ny hoditra [1.1] | |||||
| Pou blanc ou pou du corps [1.13] | |||||
| Voambolana | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Mpanahaka | hao ~ haombary | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |
|