| Teny iditra | haolo | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Dia, mirenireny, tsy voatamana hiara-mipetraka amin' ny olona: Amboa haolo, omby haolo Mandosindositra olona, kaody: Haolohaolo iny tovolahy iny. (Aza afangaro amin' ny hoe aolo: tsy misy olona, tsisy mponina) [1.1] | ||
| Wild, untamed, applied chiefly to wild cattle Easily soared, as birds frequently shot at [1.2] | ||
| Wild [1.7] | ||
| Sauvage [1.8] | ||
| Tovy hevitra | haolohaolo | |
| Teny iditra | haolo | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fiasana fandoahan-koditra, fampiasan' ny mpanao kiraro indrindra [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Ny fihaviany | Fanazavàna teny anglisy: awl. | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19 |
|