|
|
|
|

Teny iditra haolohaolo (haolo)
Sokajin-teny anarana
 Dia, mirenireny, tsy voatamana hiara-mipetraka amin' ny olona: Amboa haolo, omby haolo
Mandosindositra olona, kaody: Haolohaolo iny tovolohy iny. (Aza afangaro amin' ny hoe Aolo: tsy misy olona, tsisy mponina) [1.1]
Tovy hevitra haolo

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23