|
|
|
|

Teny iditra hararaotra
Sokajin-teny anarana
 Fery vao mainka mihalehibe: Manao hararaotra ilay tanako naratra [1.1]
 Ulceration [1.2]
 Panaris [1.54]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra hararaotra
Sokajin-teny anarana
 Fanampiana trotraka, famelezana ny efa voa. Famonjena hanao zavatra haingana noho ny fahatahorana sao tsy misy hahazoana manao azy intsony [1.1]
 Aggravation, following up, taking the opportunity of adding. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11