| Teny iditra | manararaotra (hararaotra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mitombo mihalehibe, mihamafy: Hanararaotra io ferinao io ka tsaboy haingana Mampiasa ny fahavoazan' ny sasany mba hanampiana trotraka izany: Aza manararaotra ny halemen' ny sasany mba hitarihana azy amin' ny ratsy Mamonjy mitady tombony haingana raha misy zava-miseho sao tsy miverina intsony io zavatra io: Manararaota ny hatanorana, rankizy, mba hiasana betsaka fa rehefa antitra tsy afaka intsony. [1.1] | |||||||||
| To aggravate, to add to, to take the occasion of, as when following some one else and seeing him do something or take something, to steal and lay the blame on another. [1.2] | |||||||||
| To take advantage of [1.7] | |||||||||
| Profiter de l'occasion [1.8] | |||||||||
| Ohatra | Tsinjo miverimberina eny koa ireo arom-pefiloha vita vodivato sy voatsato-kazo, ireo tanimboly manararaotra ny tany lonaka, ireo trano bongo mitokana naorina vonjy maika ho fiandrasam-boly.
[2.470] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/17 |
|