|
|
|
|

Teny iditra harato
Sokajin-teny anarana
 Tady na tariby voatenona makarakarasy misy masomasony atao fakana hazandrano na fefy [1.1]
 A net, net-work, a fishing net. [1.2]
 A fishnet [1.7]
 Filet à mailles, réseau, treillis, grille, grillage, tout ce qui est tissé ou tressé en forme de grille
Appareil, bandage pour les membres fracturés [1.3]
 Filet de pêche [1.8]
Voambolana 
Ohatra Talohan' izao, dia noheveriko ho harato no ahazoana ireny trondron-dranomasina izaitratra amidy eny an-tsena ireny. [2.471]
Sampanteny 
Tsipelina hafa 
Lahatsoratra 

Teny iditra harato (haratra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana harasana [Fitanisana]
  [1.1]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17