|
|
|
|

Teny iditra harefo (refo)
Sokajin-teny anarana
 Toetran' ny zavatra marefo; halia: Ny harefon' ny bararata [1.1]

Teny iditra harefo
Sokajin-teny anarana
 Karazan' ahitra tsoatokana lava sady poaka aty ny tahony, maniry eny amin' ny hotsaka ohatra ny zozoro, ary fanaon' ny olona tsihy, harona, satroka [1.1]
 A rush used in making mats, baskets, and hats. Eleocharis sp., near E. sphacelata. A less common species in E. Baroni, Baker [1.2]
 A reed from which fine mats and baskets are made [1.7]
 Roseau dont on fait des nattes et des paniers [1.8]
  [Betsileo, Merina] (comparer à marefo : fragile, cassant) Nom donné à diverses Cyperaceae fournissant des matières premières de sparterie fines mais peu solides. Ce sont surtout Eleocharis baronii Baker, Eleocharis limosa (Schrad.) Schult. et Eleocharis plantaginea R. Br. On en fait des chapeaux et des nattes. La base de tiges accumule de l'amidon et peut être consommée en cas de disette. [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Eleocharis baroni, Eleocharis limosa, Eleocharis plantaginea
Ohatra 
1Tsihy harefo no akanjony. [2.499]
2Maniry eny ivelan'ny heniheny va ny zozoro? mitrebona tsy misy rano va ny harefo? [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20