| Teny iditra |
hariva
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Ny tapak' andro ihilanan' ny masoandro miankandrefana: Amin' ny dimy hariva / Ny hariva no fahanteran' ny andro [1.1]
|
| | The evening [1.2]
|
| | The afternoon, the evening [1.7]
|
| | L'après midi, le soir [1.8]
|
| Voambolana |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra |
hariva
|
| Sokajin-teny | mpamaritra
|
| | Folaka: Hariva ny andro Amin' ny hariva, tratra aoriana: Tonga hariva ianareo izany / Hariva izahay fa aoka handeha [1.1]
|
|
| Teny iditra |
hariva
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana
|
| | Tazonina ela hatramin' ny hariva: Harivan' ny resakareo eto lahy izahay [1.1]
|
|