|
|
|
|

Teny iditra takariva (hariva)
Sokajin-teny anarana
 Amin' ny harivariva efa madiva ho alina na maizimaizina: Homana takariva izahay ~ Takariva miavaka. [1.1]
 About dusk. [1.2]
 Twilight, the late afternoon
A late afternoon party [1.7]
 À l' approche de la nuit : de quatre à huit heures du soir [2.415]
 Crépuscule du soir
Réunion ou réception tenue tard dans l'après-midi [1.8]
Voambolana 
Ohatra 
1Indray takariva dia nijononoka fatratra ny ranonoram-baratra; [2.324]
2Miverina indray ny hafalian' izy mianakavy, raha vao migadona ao an-trano amin' iny takariva iny izy telo mianaka lehilahy. [2.470]

Teny iditra Takariva
Sokajin-teny anarana (gazety)
Mpanoratra 
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11