|
|
|
|

Teny iditra haromotana (romotra)
Sokajin-teny anarana
 Aretin-dratsy mahatonga toa adala manaikitra amim-pisafoahana izay sendra azy. tt Fisafoahana, fisamontitra [1.1]
 Aretina mifindra avy amin'ny biby romotra [1.13]
 Jereo "Haromotana" [Rehefa tsy misy ny dokotera, takila 181] [5.mg.https://hesperian.org/wp-content/uploads/pdf/mg_wtnd_2016/mg_wtnd_2016_14.pdf]
 Rage [1.54, 1.13]
Voambolana 
Ohatra Haromotana, ka tsy matahotra aina velona. [2.245]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/17