| Teny iditra | haronina (harona) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Enti-milaza ny hanina tsabahina amin' ny tanana: Aza haronina itỳ vary fa sady maloto izany no tsy fahalalam-pomba [1.1] | |||||||||
| To be felt by the hand, to be groped for, to be taken by the hand from a plate. [1.2] | |||||||||
| Qu’on fouille, dans quoi on plonge la main [1.3] | |||||||||
| Ohatra | Fa hoy kosa ilay kary : "Ny taimaso haronina, ny kiho raisina, ny hatoka safoina."
[2.69] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/02/19 |
|