|
|
|
|

Teny iditra hasoavana (soa)
Sokajin-teny anarana
 Hatsarana: Feno hasoavana ilay vehivavy renin' Andriamanitra
Toe-java-tsoa, fahazoana soa: Tsy tokony hifanary na ankasoavana na an-karatsiana [1.1]
 Goodness; favorable circumstances [1.7]
 Bonté; circonstances favorables [1.8]

Teny iditra hasoavana (soa)
Sokajin-teny anarana
 Ny firavoravoana, ny lanonana amin' ny famoran-jaza; ny famoran-jaza mihitsy: Namonjy hasoavana tao aminay ry Rakoto mianakavy / Hatao hasoavana ny zafikeliko [1.1]
  hasoavan-jaza [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2010/06/04