| Teny iditra | hatenda | |
| Sokajin-teny | tambinteny | |
| Singan-teny | hatra, tenda | |
| Hatreo amin' ny tenda ny halaliny na ny haavony [1.1] | ||
| Up to the neck [1.2] | ||
| Il y a de l' eau jusqu'à la gorge [1.10] | ||
| Voambolana | ||
| Ohatra | Tsaroako ny tenin' Itsimandrava nilaza ny nandetehana azy tamin' ny rano hatenda.
[2.643] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13 |
|