| Teny iditra | hatevina (tevina) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Toetran' ny zavatra matevina: Lehibe ny hatevin' ny rindrina ka tsy atahorana ho re ao an' efitra ny resatsika Indrakely: Voatondro telo ny hatevin' itỳ hazo fisaka itỳ [1.1] | ||
| épaisseur [1.13] | ||
| Voambolana | ||
| Teny iditra | hatevina (tevina) | |
| Sokajin-teny | ny ho avin' ny mpamaritra matevina | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17 |
|