| Teny iditra | havitsiana (vitsy) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Hakelezana isa: Mahabe fanantenana ny havitsian' ny olon-dratsy amin' itỳ tanàna itỳ [1.1] | ||
| Smallness of number, fewness [1.7] | ||
| Le petit nombre, rareté [1.8] | ||
| Ohatra | Ny sisa tafajanona dia tsy tamana intsony noho ny havitsiana, ka dia nirenireny foana tany anaty ala tany;
[2.357] | |
| Tovy hevitra | fahavitsiana | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29 |
|