|
|
|
|

Teny iditra vitsy
Sokajin-teny mpamaritra
 Tsy maro na betsaka, tsy firy, kely isa: Vitsy kely foana ny olona nahafantatra azy tata an-tanàna
Mitovy hevitra: ankavitsiana ~ azo isaina ~ azo isaina amin' ny rantsan-tanana ~ kely ~ tsirairay tadiavina ~ tsy firy ~ tsy maro ~ vitsy dia vitsy ~ vitsy kely ~ zara raha misy [1.1]
 Few [1.7]
 Peu nombreux, rare [1.8]
Ohatra 
1Be noho vitsy isika eto [2.895]
2dia andro vitsy vitsy foana [2.59]
3Ka olom-bitsy sa vahoaka, tompoko, no manao izany? [2.643]
Haiendriteny 
Tsotra : vitsy
Tovonana : -bitsy
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12