|
|
|
|

Teny iditra hazandrano
Sokajin-teny anarana
Singan-teny haza, rano
 Anarana iraisan'ny biby fanjono [1.13]
 [rano, water.] fish, shrimps, water snails, etc., used as food. See laokan-drano. [1.2]
 Fish; cf. trondro [1.7]
 Nom générique des poissons et de tout ce qu'on pêche [1.13]
Voambolana 
Ohatra 
1Mihemotra ny onja, sintonina ihany ny lakana hipoky ny hazandrano. [2.499]
2Rehefa lasa lavidavitra ny mpaka hazandrano, niteny indray ilay Vazaha lehibe. [2.472]
3Mampaninona na ny lohany na ny rambony no ahazoana ny hazandrano, rehefa azo ihany? [2.297]
Mpanahaka  trondro
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/25