| Teny iditra | hazangazana (hazana) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fahamainana (toy ny fahamainan'ny tany karankaina) [1.1] | ||
| Very hard. Used of earth. See mazana [1.2] | ||
| Sécheresse, comme celle de la terre [1.3] | ||
| Teny iditra | hazangazana | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fitazanana ny lavidavitra fa tsy manatona; fijerena taratra na fitiliana hahafantarana izay miseho [1.1] | ||
| On the look out, being on the watch [1.2] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/08/11 |
|