|
|
|
|

Teny iditra mazana (hazana)
Sokajin-teny mpamaritra
  [Tambahoaka] [ mazaña ] Mafy [1.78]
 Enti-milaza tany maina be ka mafy tsy laitran' ny angady: Tsy mahavokatra ny tany mazana
Sarotra atao izaitsizy: Mazana itý raharaha itý
Tsy azo ifanarahana [1.1]
 Dur, très sec
Intraitable, incorrigible [1.3]

Teny iditra mana
Sokajin-teny tambinteny [Fitanisana]
  [Bezanozano, Sihanaka, Tambahoaka] [ mazaña ] Matetika [1.78]
 Matetika: Mazàna izy no mankaty ambanivohitra [1.1]
 Qui dit ou fait souvent: Mazàna mankaty izy (Il vient ici souvent) [1.3]
 Frequently, usually [1.7]
 Souvent, d'habitude [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20