|
|
|
|

Teny iditra heloka
Sokajin-teny anarana
 Olikolika, fiolikolehana: Misy heloka betsaka ity renirano ity [1.1]
 Crookedness [1.2, 1.7]
 Courbure [1.8]

Teny iditra heloka
Sokajin-teny anarana
 Fandikana ny lalàn' ny Nahary na ny fitsipiky ny fitondram-panjakana; hadisoana lehibe: Heloka bevava no vitany
Sazy, noho ny hadisoana lehibe vita: Manefa ny helony any am-ponja izy [1.1]
 Perversity, crime, guilt, offence, injury, sin. [1.2]
 Guilt; condemnation [1.7]
 Faute, culpabilité; condamnation [1.8]
Voambolana 
Ohatra 
1Ny heloka roambinifolo mahafaty [2.508]
2Ary izay heloka nahafaty aza izao [2.59]
3Heloka lehibe raha tsy manao izany [2.649]

Teny iditra heloka
Sokajin-teny anarana
  [Tankarana] Colère [1.19]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19