| Teny iditra | herintaona | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| Singan-teny | herina, taona | ||||||
| Fotoana ihodinan' ny tany manodidina ny masoandro, izany hoe 365 andro sy 4 ora na ampahefatry ny andro iray Elanelam-potoana misy andro 365 manomboka ny 1 Janoary ka miafara ny 31 Desambra, mitovy amin' ny taona ihany: Hianatra any Andafy, hono, izy amin' ny herintaona [1.1] | |||||||
| A year [1.7] | |||||||
| Un an [1.3] | |||||||
| Une année [1.8] | |||||||
| Voambolana | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12 |
|