|
|
|
|

Teny iditra herina
Sokajin-teny anarana
 Fiverenana amin' izay nialana (enti-milaza indrindra fotoana ary mazàna tafiditra amin' ny anaranateny akambana): Tongava amin' ny herin' ny alatsinainy
Herinandro, herintaona [1.1]
 A turn, a return [1.7]
 Retour à [1.20]
 Demi-tour, retour [1.8]
Sampanteny 
Mpanahaka  herinandro ~ herintaona

Nohavaozina tamin' ny 2010/11/07