|
|
|
|

Teny iditra hetaheta
Sokajin-teny anarana
 Famaizana hisotro: Main' ny hetaheta aho izany
Faniriana mafy hanana; fitsiriritana tsy mety afa-po [1.1]
 Thirst [1.7]
 Soif [1.8]
Ohatra Hanome rano izay mpandalo main' ny hetaheta ianao. [2.117]
Sampanteny 

Teny iditra hetaheta
Sokajin-teny anarana
 Strong desire [1.7]
 Désir ardent [1.8]
Voambolana 
Ohatra Mbola tao am-pon' ny rehetra ny hetaheta fahaleovantena. [2.356]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/29