| Teny iditra | hetsiketsika (hetsika) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Turbulence, agitation continuelle [1.3] | ||
| Agitation [1.107] | ||
| Ohatra | Amin'izao ady, ataon'ny France amintsika izao, dia samy ny hetsiketsika be hiany, ny sain'ny olona rehetra eto Antananarivo
[2.59] | |
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|