|
|
|
|

Teny iditra hety
Sokajin-teny anarana
 Fiasana andidiana na anapahana zavatra toy ny lamba, taratasy, volo: Dombo velona ity hety ity
Fandidiana na fanapahana amin' ny hety: Hety volon' ny mpangalatra akoho, hono, izao an' ise izao [1.1]
 Scissors [1.7]
 Ciseaux [1.8]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra hety
Sokajin-teny Tsy lazaina
  [Bara] [1.78]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11