|
|
|
|

Teny iditra mpanety (hety)
Sokajin-teny anarana
 Olona manao ny fanetezana ny volon' olona ho anton-draharaha [1.1]
 A barber one who cuts hair [1.7]
 Coiffeur [1.8]
Tovy hevitra mpanety volo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20