| Teny iditra | hidy | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| [Sihanaka] Fefy [1.78] | |||||
| Zavatra natao hisakana ny varavarana na vata tsy hivoha na hisokatra avy hatrany rehefa vohaina: Very ny hidim-baravarana Fisakanana tsy hivoha: Mafy hidy ve ity vata ity? [1.1] | |||||
| A closure, a lock [1.7] | |||||
| Serrure [1.8, 1.5] | |||||
| Fermeture [1.8, 1.5] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Sampanteny |
| ||||
| Lahatsoratra | Randzavola: hidy ao amin' ny Baiboly | ||||
| Teny iditra | hidy | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Appellation botanique: Delonix leucantha [2.612] | |||||
| Voambolana | |||||
| Anarana ara-tsiansa | Delonix leucantha | ||||
| Tovy hevitra | alamboronala ~ boy ~ fengoka | ||||
| Teny iditra | hidy | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| [Taisaka] Hidihidy [1.78] | |||||
| Voambolana | |||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/07/20 |
|