| Teny iditra |
mihidy
(hidy)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Voatana tsy afa-mivoha: Efa mihidy ny vavahady Mijanona ao anaty trano, izay notanana tsy ho afa-mivoha ny varavarana: Mihidy ao an-tranony ao Rabe [1.1]
|
| | To be locked [1.7]
|
| | être fermé à clé, être fermé [1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | Toy ny tamboho mihidy iray manodidina ny tanindrazako no fihevitro azy
[2.471]
|
| 2 | Fantatro fa ao amin' ny trano mihidy ao i Manana.
[2.472]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mihidy |
| Ny lasa : |
nihidy |
| Ny hoavy : |
hihidy |
| Filaza mandidy : |
mihidia |
|
|