Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
hiforana
(
hifotra
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Tampenana, tsentsenana:
Nohiforana ilay varavarankely tao atsinanana fa nangatsiaka loatra tao an' efitra noho ny rivotra
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
hiforana
, hiforako, hiforanao, hiforany, hiforantsika, hiforanay, hiforanareo, hiforan', hiforan-, hiforam-, hifora-
Ny lasa :
nohiforana, nohiforako, nohiforanao, nohiforany, nohiforantsika, nohiforanay, nohiforanareo, nohiforan', nohiforan-, nohiforam-, nohifora-
Ny hoavy :
hohiforana, hohiforako, hohiforanao, hohiforany, hohiforantsika, hohiforanay, hohiforanareo, hohiforan', hohiforan-, hohiforam-, hohifora-
Filaza mandidy :
hifory
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05