|
|
|
|

Teny iditra hifotra
Sokajin-teny mpamaritra
 Tsentsina, tampina (entina milaza indrindra ny sofina notevehina ka feno nofo indray): Ela tsy nikavina izy ka hifotra indray ilay lavaka natao teo amin' ny nanevehana azy
Fenofeno matavy [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra hifitra

Nohavaozina tamin' ny 2009/10/21