| Teny iditra | hihisana (hihy) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Alana ny hodi-maleminy: Hihiso ny mangahazo fa maika hohandroina (katsaka) kikisana ny voany hiala amin' ny babiny: Hihiso ity katsaka ity [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|