|
|
|
|

Teny iditra hilahila (hila)
Sokajin-teny anarana
 Tsy fahamarinan-toerana fa mitongilangilana, tsy fipetrahana tsara amin' ny toerana iray ihany fa firaidraikana mialoha sy miaoriana, miankavia sy miankavanana [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra hila

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20