| Teny iditra | hila | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Tsy fahamarinan-toerana fa mitongilangilana, tsy fipetrahana tsara amin' ny toerana iray ihany fa firaidraikana mialoha sy miaoriana, miankavia sy miankavanana [1.1] | |||||
| Haiendriteny |
| ||||
| Sampanteny |
| ||||
| Tovy hevitra | hilahila | ||||
| Teny iditra | hila (ila) | ||||
| Sokajin-teny | ho avin' ny matoantenin' ny mpanao mila | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2010/10/29 |
|