| Teny iditra |
hitsikitsika
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Karazam-borona salasalany, mivolon-takatra sady mainty ny volony, 30 sm ny halavany ary mivelona amin' ny nofom-biby madinika sy ny bibikely (Tinnunculus) -- Mahafinaritra jerena ny fanidin' ny hitsikitsika rehefa misonenika izay izy, ka nahatonga ny hiran' ny ankizy hoe: Mandihiza, Rahitsikitsika, hianaranay raha fararano [1.1]
|
| | Crécerelle [1.54]
|
| | Crécelle malgache, oiseau de bon augure, qui porte bonheur [1.196]
|
| Voambolana |
| Anarana ara-tsiansa | Tinnunculus |
| Ohatra | Dia nisy hitsikitsika nisakana azy.
[2.69]
|
| Tovy hevitra | ~ ~ |
| Lahatsoratra |
|
| Teny iditra |
hitsikitsika
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Karazan-kazo lehibe mafy [1.1]
|
| | [Betsileo, Merina]
(Nom général de rhodocolea :
Rhodocolea racemosa (Lam.) H.Perrier et
Rhodocolea telfairiae (Bojer ex Hook.) H.Perrier (Bignoniaceae).
Fruits comestibles, acidulés.
[1.196]
|
| Voambolana |
| Anarana ara-tsiansa | Rhodocolea racemosa, Rhodocolea telfairiae |
| Mpanahaka |
hitsika |
|