|
|
|
|

Teny iditra hofakofaka
Sokajin-teny anarana
 Izay miendaka amin'ny faritra sasan'ny tena ka manjary mihetsiketsika; zavatra tsy mipetaka tsara ka tonga mihofakofaka na mielakelaka [1.1]
 Ce qui se détache par écailles, par pellicules ou par petits éclats [1.3]
Sampanteny 

Teny iditra hofakofaka (hofaka)
Sokajin-teny anarana
 Kivilivily, vezimbezina, hevingevina [1.1]
 Balancement, agitation, secousse [1.3]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05