|
|
|
|

Teny iditra mihofakofaka (hofakofaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mikopakopaka [1.1]

Teny iditra mihofakofaka (hofakofaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Misy hoditra manify na takela-koditra miendaka: Asa izay nahazo an-dRasoa fa mihofakofaka be ihany ny tarehiny. / Mihofakofaka ny hoditry ny menarana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihofakofaka
Ny lasa : nihofakofaka
Ny hoavy : hihofakofaka

Nohavaozina tamin' ny 2013/04/24