| Teny iditra | hohy | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fihadiana tany mitsi-poretika sady tsy lasa lalina; fihadiana ny tany etsy sy eroa amin' ny tanana na ny tongotra; fangatahana tsy misy fiatoana hahazoana na hahafantaran-javatra. [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23 |
|