| Teny iditra | mihohy (hohy) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mihady amin' ny hoho: Mihohy ny tany ny saka Mihehy Mamongatra zavatra avy any anaty tany: Mihohy ny mangahazo ny alika dia Mitady hahalala, mangoraka: Nihohy mafy ilay zavatra noresahintsika Rakoto, fa tsy nilaza aho [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|