| Teny iditra | holafiny | |
| Sokajin-teny | anarana holafitra sy mpisolo | |
| [Taimoro] Sampaho, salohy (akondro) [1.78] | ||
| Fitambaran' ny akondro iray sampaho izany hoe miangona amin' ny tendron' ny taho anankiray Ny olombelona toy ny embok' akondro ka raha manondro lanitra, iray ihany fa raha mitsontsorika, samy manana ny holafiny: enti-milaza ny firaisam-piavian' ny olombelona na dia misampana ho karazany maro aza [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17 |
|