| Teny iditra | holafitra (lafitra) | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| [Taisaka] Lafiny, lafitr' akondro [1.78] | |||||
| Fitambaran' ny akondro iray sampaho izany hoe miangona amin' ny tendron' ny taho anankiray Fizarana, toko, antoko. [1.1] | |||||
| Section, rang, classe, caste [1.3] | |||||
| Ohatra | mpampiasa, sendikan’ny mpiasa, holafitra sy vondron’asa hafa, fikambanana, Fiangonana...
[4.27] | ||||
| Haiendriteny |
| ||||
| Tsipelina hafa | holafiny | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|