|
|
|
|

Teny iditra honahona (hona)
Sokajin-teny anarana
 Fotaka malemy sy mandrevo ary lalina. [1.1]
 A swamp [1.7]
 Marécage [1.8, 1.13]
 Fondrière, terrain très bourbeux où l'on enfonce facilement [1.196]
Voambolana 
Ohatra 
1ary ny nivarina nankamin' ny heniheny, nilentika velonà tany anaty honahona. [2.588]
2Ny mitsinjo honahona sy ny vohitra koa dia ratsy fa sintonan' ny hona ary saro-mahita masoandro. [1.381]
Sampanteny 
Tovy hevitra hona
Mpanahaka  heniheny ~ horaka ~ zetra

Teny iditra honahona
Sokajin-teny anarana
  [Betsimisaraka] Nom de végétaux croissant dans de tels endroits et notamment : Paropsia madagascariensis (Mast.) H.Perrier (Passifloraceae) [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Paropsia madagascariensis

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20