|
|
|
|

Teny iditra honjihonjy
Sokajin-teny mpamaritra
 Irery, tsy misy afa-tsy... (enti-milaza olona tokana na vitsy izay marihina fa mandeha irery); tsy misy olonkafa miaraka aminy: Honjihonjiko izaho irery nody tamin' iny takariva iny ~ Honjihonjinay telo mianaka nihazo iny lalana mianavaratra iny [1.1]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2012/12/20