| Teny iditra | honjohonjo | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Irery, tsy misy afa-tsy... (enti-milaza olona tokana na vitsy izay marihina fa mandeha irery); tsy misy olonkafa miaraka aminy: Honjohonjoko izaho irery nody tamin' iny takariva iny ~ Honjohonjonay telo mianaka nihazo iny lalana mianavaratra iny [1.1] | ||
| Tsipelina hafa | honjihonjy | |
| Nohavaozina tamin' ny 2012/12/20 |
|