| Teny iditra | honkona | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Masom-by lehibe, izany hoe vy fisapisaka mihorona boribory itsofohan' ny zaran' ny angady na antsy, mba hahamafy ny fifandraisany. [1.1] | ||
| Virole [1.3] | ||
| Voambolana | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | honkona | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Sakalava] Sorghum caffrorum (Thunb.) P.Beauv. (Poaceae). Le Sorgho ou mil des Caffres. Graine utilisée pour l'alimentation. [1.196] | ||
| Voambolana | ||
| Anarana ara-tsiansa | Sorghum caffrorum | |
| Teny iditra | honkona | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Betsimisaraka Avaratra] Ravenala madagascariensis Sonn. (Strelitziaceae). Voir aussi fontsy, ravinala, etc. [1.196] | ||
| Voambolana | ||
| Anarana ara-tsiansa | Ravenala madagascariensis | |
| Nohavaozina tamin' ny 2022/05/28 |
|