| Teny iditra | manonkona (honkona) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manisy honkona, na anjonjany (vy boribory itsofohan' ny zaran' antsy na zaram-pangady): Manonkona tehina [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | manonkòna (honkona) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manonkona | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|