| Teny iditra | hontsina | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Hari-koditra, fanaikitry ny hatsiaka, ny aretina [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | hontsina | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fihetsehana kely; firaikana kely fa voadona. [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Tovy hevitra | hontsona | |
| Nohavaozina tamin' ny 2012/08/24 |
|