| Teny iditra |
mihontsina
(hontsina)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mihetsiketsika, mihozongozona: Mihontsina ity latabatra ity izany Taitra, mivadi-po, manambadi-po: Nihontsina iray ihany aho nahita ilay alika be nankeny amiko ~ Norahonako izy fa tsy nihontsina (Fiteny koa ny mihontsona) [1.1]
|
| | To start as from fear [1.7]
|
| | Frissoner; être agité [1.8]
|
| Ohatra | nefa miaritra izy tsy mihontsina amin'ny hafanan'ny fatam-panefeny;
[2.996]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mihontsina |
| Ny lasa : |
nihontsina |
| Ny hoavy : |
hihontsina |
| Filaza mandidy : |
mihontsìna |
|
|
| Teny iditra |
mihontsìna
(hontsina)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihontsina
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|