|
|
|
|

Teny iditra horakoraka (horaka)
Sokajin-teny anarana
 Feo manao rodobe mitory fihorehana na figagana na horakoraka na fiarahabana na fanesoana koa aza: Tsy nifandrenesana ny horakora-pifalian' ny vahoaka
Feon' ny sahona: Horakoraka no an' ny sahona fa ny tsiboboka ihany no tompon' ny rano [1.1]
 The cries of a crowd [1.7]
 Les cris d'une foule [1.8]
Ohatra 
1Kotaba, horakoraka moa izao! [2.356]
2Feno horakoraka sy tabataba ny tanàna. [2.117]
Sampanteny 
Tovy hevitra horaka

Teny iditra horakoraka (horaka)
Sokajin-teny anarana
 Fahalahelovana noho ny fahitana olona ory na mijaly; fahatsiarovana ny tena ho malahelo amin' ny fahitana ny ory na mijaly [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra horaka

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/13